Surah Al-Fajr ( The Dawn ) - Aya 15

Surah Al-Fajr ( The Dawn ) - Malagasy - Aya 15 Aya count 30

فَأَمَّا ٱلْإِنسَٰنُ إِذَا مَا ٱبْتَلَىٰهُ رَبُّهُۥ فَأَكْرَمَهُۥ وَنَعَّمَهُۥ فَيَقُولُ رَبِّىٓ أَكْرَمَنِ ﴿١٥﴾
Ny olombelona rehefa notsapàn'ny Tompony ka notahiny sy nomeny fahasoavana, dia hiteny izy ireo hoe : \"Nitahy ahy ny Tompoko\".
Share