Surah Al-Ahqaf ( The Curved Sand-hills ) - Aya 9

Surah Al-Ahqaf ( The Curved Sand-hills ) - Malagasy - Aya 9 Aya count 35

قُلْ مَا كُنتُ بِدْعًۭا مِّنَ ٱلرُّسُلِ وَمَآ أَدْرِى مَا يُفْعَلُ بِى وَلَا بِكُمْ ۖ إِنْ أَتَّبِعُ إِلَّا مَا يُوحَىٰٓ إِلَىَّ وَمَآ أَنَا۠ إِلَّا نَذِيرٌۭ مُّبِينٌۭ ﴿٩﴾
Lazao hoe : \"Tsy fanavaozana ireo iraka aho, ary tsy fantatro izay hanaovana ahy, sy ianareo. Tsy manao afa-tsy manaraka izay nambara tamiko aho ary mpampitandrina mazava ihany. \"
Share