Surah Al-Ahqaf ( The Curved Sand-hills ) - Aya 7

Surah Al-Ahqaf ( The Curved Sand-hills ) - Malagasy - Aya 7 Aya count 35

وَإِذَا تُتْلَىٰ عَلَيْهِمْ ءَايَٰتُنَا بَيِّنَٰتٍۢ قَالَ ٱلَّذِينَ كَفَرُوا۟ لِلْحَقِّ لَمَّا جَآءَهُمْ هَٰذَا سِحْرٌۭ مُّبِينٌ ﴿٧﴾
Ary raha lazaina aminy ireo andininy mazava tsara avy Aminay dia hoy ireo tsy mpino rehefa tonga aminy ny fahamarinana : \"Tena majika miharihary tokoa izao.\"
Share