Surah Al-Ahqaf ( The Curved Sand-hills ) - Aya 4

Surah Al-Ahqaf ( The Curved Sand-hills ) - Malagasy - Aya 4 Aya count 35

قُلْ أَرَءَيْتُم مَّا تَدْعُونَ مِن دُونِ ٱللَّهِ أَرُونِى مَاذَا خَلَقُوا۟ مِنَ ٱلْأَرْضِ أَمْ لَهُمْ شِرْكٌۭ فِى ٱلسَّمَٰوَٰتِ ۖ ٱئْتُونِى بِكِتَٰبٍۢ مِّن قَبْلِ هَٰذَآ أَوْ أَثَٰرَةٍۢ مِّنْ عِلْمٍ إِن كُنتُمْ صَٰدِقِينَ ﴿٤﴾
Dia lazao hoe : \"Ahoana no fahitanareo ireo izay antsoinareo ankoatra an'I Allah\" ? Asehoy ahy ary izay namboarin'izy ireo avy amin'ny tany ! Sa misy fiarahan'izy ireo amin'Allah va any an-danitra ? Itondrao boky talohan'ity aho, na izay sisa tavela amin'ny fahalalana, raha mpilaza ny marina ianareo. \"
Share