Surah Al-Ahqaf ( The Curved Sand-hills ) - Aya 30

Surah Al-Ahqaf ( The Curved Sand-hills ) - Malagasy - Aya 30 Aya count 35

قَالُوا۟ يَٰقَوْمَنَآ إِنَّا سَمِعْنَا كِتَٰبًا أُنزِلَ مِنۢ بَعْدِ مُوسَىٰ مُصَدِّقًۭا لِّمَا بَيْنَ يَدَيْهِ يَهْدِىٓ إِلَى ٱلْحَقِّ وَإِلَىٰ طَرِيقٍۢ مُّسْتَقِيمٍۢ ﴿٣٠﴾
Dia hoy izy ireo : “Ry vahoakanay ! Avy nahare Boky iray nampidinina taorian’i Mosesy izahay, manamarina izay teo alohany. Mitarika ho amin’ny fahamarinana izany, sy ho amin’ny lalana mahitsy.\"
Share