Surah Al-Ahqaf ( The Curved Sand-hills ) - Aya 11

Surah Al-Ahqaf ( The Curved Sand-hills ) - Malagasy - Aya 11 Aya count 35

وَقَالَ ٱلَّذِينَ كَفَرُوا۟ لِلَّذِينَ ءَامَنُوا۟ لَوْ كَانَ خَيْرًۭا مَّا سَبَقُونَآ إِلَيْهِ ۚ وَإِذْ لَمْ يَهْتَدُوا۟ بِهِۦ فَسَيَقُولُونَ هَٰذَآ إِفْكٌۭ قَدِيمٌۭ ﴿١١﴾
Ary hoy ireo tsy mpino tamin'ireo mpino : \"Raha tsara io, dia tsy ho lasa alohantsika izy ireo.\" Ary satria tsy voatari-dalana tamin'izany izy ireo, dia hiteny hoe : \"Lainga tany aloha ihany izany.\"
Share