Surah Al-Ahqaf ( The Curved Sand-hills ) - Aya 10
Surah Al-Ahqaf ( The Curved Sand-hills ) - Malagasy - Aya 10 Aya count 35
قُلْ أَرَءَيْتُمْ إِن كَانَ مِنْ عِندِ ٱللَّهِ وَكَفَرْتُم بِهِۦ وَشَهِدَ شَاهِدٌۭ مِّنۢ بَنِىٓ إِسْرَٰٓءِيلَ عَلَىٰ مِثْلِهِۦ فَـَٔامَنَ وَٱسْتَكْبَرْتُمْ ۖ إِنَّ ٱللَّهَ لَا يَهْدِى ٱلْقَوْمَ ٱلظَّٰلِمِينَ ﴿١٠﴾
Lazao hoe : \"Inona no ambaranareo ? Raha avy any amin'Allah izany, kanefa tsy inoanareo fa nisy vavolombelona iray nijoro avy amin'ny zanak'Israely nanamarina sy nino izany, fa ianareo kosa nanohitra izany amim-pireharehana. Hamafisina, fa tsy mitari-dalana ireo olona mpanao ny tsy rariny Allah.\"