Surah Fussilat ( Explained in Detail ) - Aya 29

Surah Fussilat ( Explained in Detail ) - Malagasy - Aya 29 Aya count 54

وَقَالَ ٱلَّذِينَ كَفَرُوا۟ رَبَّنَآ أَرِنَا ٱلَّذَيْنِ أَضَلَّانَا مِنَ ٱلْجِنِّ وَٱلْإِنسِ نَجْعَلْهُمَا تَحْتَ أَقْدَامِنَا لِيَكُونَا مِنَ ٱلْأَسْفَلِينَ ﴿٢٩﴾
Ary hilaza ireo tsy mpino hoe : “ Tomponay ô ! Asehoy anay ireo Jiny sy olombelona izay namery lalana anay, mba hataonay ao ambany tongotray avokoa izy rehetra, ka ho isan’ireo ambany indrindra\".
Share