Surah Az-Zumar ( The Groups ) - Aya 13

Surah Az-Zumar ( The Groups ) - Malagasy - Aya 13 Aya count 75

قُلْ إِنِّىٓ أَخَافُ إِنْ عَصَيْتُ رَبِّى عَذَابَ يَوْمٍ عَظِيمٍۢ ﴿١٣﴾
Teneno hoe : “ Tena matahotra aho, raha tsy mankatò ny Tompoko aho, ny sazy amin’ny andro lehibe\".
Share