Surah Al-Furqan (The Criterion ) - Aya 5

Surah Al-Furqan (The Criterion ) - Malagasy - Aya 5 Aya count 77

وَقَالُوٓا۟ أَسَٰطِيرُ ٱلْأَوَّلِينَ ٱكْتَتَبَهَا فَهِىَ تُمْلَىٰ عَلَيْهِ بُكْرَةًۭ وَأَصِيلًۭا ﴿٥﴾
Ary niteny izy ireo hoe : \"Anganon’ireo Ntaolo fahiny izay nampanoratiny izany ! Ka tononina aminy maraina sy hariva”.
Share