Surah Al-Kahf ( The Cave ) - Aya 71

Surah Al-Kahf ( The Cave ) - Malagasy - Aya 71 Aya count 110

فَٱنطَلَقَا حَتَّىٰٓ إِذَا رَكِبَا فِى ٱلسَّفِينَةِ خَرَقَهَا ۖ قَالَ أَخَرَقْتَهَا لِتُغْرِقَ أَهْلَهَا لَقَدْ جِئْتَ شَيْـًٔا إِمْرًۭا ﴿٧١﴾
Dia nandeha izy roa lahy. Ary rehefa niakatra tamin’ny sambo izy ireo dia nolavahany (ilay mpanompo) izany. Niteny izy(Mosa) nanao hoe : \"Nolavahanao ve ilay sambo mba aharendrika ny mpandeha ? Tena nanao zavatra mahatsiravina ianao”.
Share