Surah Al-Kahf ( The Cave ) - Aya 69

Surah Al-Kahf ( The Cave ) - Malagasy - Aya 69 Aya count 110

قَالَ سَتَجِدُنِىٓ إِن شَآءَ ٱللَّهُ صَابِرًۭا وَلَآ أَعْصِى لَكَ أَمْرًۭا ﴿٦٩﴾
Niteny izy nanao hoe : \"Ho hitanao fa hanam-paharetana aho raha sitrak’I Allah ary tsy handà ny baiko avy aminao aho”.
Share