Surah Al-Kahf ( The Cave ) - Aya 66

Surah Al-Kahf ( The Cave ) - Malagasy - Aya 66 Aya count 110

قَالَ لَهُۥ مُوسَىٰ هَلْ أَتَّبِعُكَ عَلَىٰٓ أَن تُعَلِّمَنِ مِمَّا عُلِّمْتَ رُشْدًۭا ﴿٦٦﴾
Niteny taminy i Mosesy nanao hoe : \"Afaka manaraka anao ve aho, mba hianatra aminao amin’izay nampianarina anao momba ny fahendrena?”
Share