Surah Al-Isra ( The Night Journey ) - Aya 67
Surah Al-Isra ( The Night Journey ) - Malagasy - Aya 67 Aya count 111
وَإِذَا مَسَّكُمُ ٱلضُّرُّ فِى ٱلْبَحْرِ ضَلَّ مَن تَدْعُونَ إِلَّآ إِيَّاهُ ۖ فَلَمَّا نَجَّىٰكُمْ إِلَى ٱلْبَرِّ أَعْرَضْتُمْ ۚ وَكَانَ ٱلْإِنسَٰنُ كَفُورًا ﴿٦٧﴾
Ary rehefa mahazo anareo ny loza, eny an-dranomasina, dia very (miala amin’ny sainareo) ireo izay nitalahoanareo, afa-tsy Izy (Allah). Ary rehefa navotany eny an-tanety ianareo dia mitsipaka Azy ianareo.Tena tsy mahay mankasitraka ny olombelona.