Surah Al-Isra ( The Night Journey ) - Aya 64

Surah Al-Isra ( The Night Journey ) - Malagasy - Aya 64 Aya count 111

وَٱسْتَفْزِزْ مَنِ ٱسْتَطَعْتَ مِنْهُم بِصَوْتِكَ وَأَجْلِبْ عَلَيْهِم بِخَيْلِكَ وَرَجِلِكَ وَشَارِكْهُمْ فِى ٱلْأَمْوَٰلِ وَٱلْأَوْلَٰدِ وَعِدْهُمْ ۚ وَمَا يَعِدُهُمُ ٱلشَّيْطَٰنُ إِلَّا غُرُورًا ﴿٦٤﴾
“Sintony amin’ny alalan’ny feonao, izay tratranao amin’izy ireo ary angony ireo miaramilanao mpitaingin-tsoavaly sy ireo mpandeha tongotra, hanohitra azy ireo, mikambàna amin’izy ireo ianao amin’ireo fananana sy amin’ireo zanaka ary omeo fampanantenana izy ireo”.Ary tsy manome fampanantenana azy ireo ny satana raha tsy ny lainga.
Share