Surah Ibrahim ( Abraham ) - Aya 13

Surah Ibrahim ( Abraham ) - Malagasy - Aya 13 Aya count 52

وَقَالَ ٱلَّذِينَ كَفَرُوا۟ لِرُسُلِهِمْ لَنُخْرِجَنَّكُم مِّنْ أَرْضِنَآ أَوْ لَتَعُودُنَّ فِى مِلَّتِنَا ۖ فَأَوْحَىٰٓ إِلَيْهِمْ رَبُّهُمْ لَنُهْلِكَنَّ ٱلظَّٰلِمِينَ ﴿١٣﴾
Ary niteny ireo izay tsy nino tamin’ny Iraka’izy ireo ka nanao hoe : \" Tena horoahinay hiala amin’ny tanànanay Ianareo na koa hiverina amin’ny finoanay (finoan-drazana) ianareo ! ” Ka nanambara tamin’izy ireo ny Tompon’izy ireo ka nanao hoe : \" Haringanay tanteraka ireo mpanao ny tsy rariny ”.
Share