Surah Yunus ( Jonah ) - Aya 87

Surah Yunus ( Jonah ) - Malagasy - Aya 87 Aya count 109

وَأَوْحَيْنَآ إِلَىٰ مُوسَىٰ وَأَخِيهِ أَن تَبَوَّءَا لِقَوْمِكُمَا بِمِصْرَ بُيُوتًۭا وَٱجْعَلُوا۟ بُيُوتَكُمْ قِبْلَةًۭ وَأَقِيمُوا۟ ٱلصَّلَوٰةَ ۗ وَبَشِّرِ ٱلْمُؤْمِنِينَ ﴿٨٧﴾
Ary nandefasanay fanambarana tamin’i Moussa sy ny Rahalahiny ka nanao hoe : \" Makà trano ao Ejypta ho an’ny vahoakanareo ary ataovy mitodika amin’ny toeram-pitodihana amin’ny fivavahana ireo tranonareo. Ary tanterahanareo ny Soalat, ka lazao vaovao mahafaly ireo mpino ”.
Share