Surah Yunus ( Jonah ) - Aya 53

Surah Yunus ( Jonah ) - Malagasy - Aya 53 Aya count 109

۞ وَيَسْتَنۢبِـُٔونَكَ أَحَقٌّ هُوَ ۖ قُلْ إِى وَرَبِّىٓ إِنَّهُۥ لَحَقٌّۭ ۖ وَمَآ أَنتُم بِمُعْجِزِينَ ﴿٥٣﴾
Ary mangataka fanazavana avy Aminao izy ireo : \" Moa ve marina izany ? ” Teneno fa hoe : \" Marina ! Mianiana amin’ny Tompoko Aho ! Tena marina tokoa izany. Ary Ianareo dia tena tsy afaka hanakana izany mihitsy ”.
Share