Surah Yunus ( Jonah ) - Aya 35

Surah Yunus ( Jonah ) - Malagasy - Aya 35 Aya count 109

قُلْ هَلْ مِن شُرَكَآئِكُم مَّن يَهْدِىٓ إِلَى ٱلْحَقِّ ۚ قُلِ ٱللَّهُ يَهْدِى لِلْحَقِّ ۗ أَفَمَن يَهْدِىٓ إِلَى ٱلْحَقِّ أَحَقُّ أَن يُتَّبَعَ أَمَّن لَّا يَهِدِّىٓ إِلَّآ أَن يُهْدَىٰ ۖ فَمَا لَكُمْ كَيْفَ تَحْكُمُونَ ﴿٣٥﴾
Teneno hoe : \" Moa ve misy amin’ireo mpiombon’antoka Aminareo izay mitarika mankany amin’ny fahamarinana ? ” Teneno hoe : i Allah no mitarika any amin’ny fahamarinana. Moa ve izay mitarika amin’ny fahamarinana no mendrika arahana kokoa sa izay tsy mahatari-tena raha tsy misy mpitarika Azy ? Inona àry no mahazo Anareo ? Ahoana no fitsaranareo izany ?
Share