Surah Yunus ( Jonah ) - Aya 20

Surah Yunus ( Jonah ) - Malagasy - Aya 20 Aya count 109

وَيَقُولُونَ لَوْلَآ أُنزِلَ عَلَيْهِ ءَايَةٌۭ مِّن رَّبِّهِۦ ۖ فَقُلْ إِنَّمَا ٱلْغَيْبُ لِلَّهِ فَٱنتَظِرُوٓا۟ إِنِّى مَعَكُم مِّنَ ٱلْمُنتَظِرِينَ ﴿٢٠﴾
Ary niteny izy ireo ka nanao hoe : \" Raha mba misy fahagagana midina Aminy avy amin’ny Tompony ! ” Teneno hoe : \" Izao ihany no izy, ho an’i Allah irery ihany ny zava-miafina, koa miandrasa Ianareo fa Izaho koa dia anisan’ny mpiandry miaraka Aminareo.
Share