Surah Yunus ( Jonah ) - Aya 16

Surah Yunus ( Jonah ) - Malagasy - Aya 16 Aya count 109

قُل لَّوْ شَآءَ ٱللَّهُ مَا تَلَوْتُهُۥ عَلَيْكُمْ وَلَآ أَدْرَىٰكُم بِهِۦ ۖ فَقَدْ لَبِثْتُ فِيكُمْ عُمُرًۭا مِّن قَبْلِهِۦٓ ۚ أَفَلَا تَعْقِلُونَ ﴿١٦﴾
Teneno hoe : \" Raha sitrak’i Allah dia tsy novakiko taminareo izy io ary tsy nampahafantatra (Allah) Anareo ihany koa Izy. Efa niara-nipetraka Taminareo nandritry ny taona maro ny Tenako talohan’izany. Moa va tsy mandinika Ianareo ?
Share