Surah Yunus ( Jonah ) - Aya 15

Surah Yunus ( Jonah ) - Malagasy - Aya 15 Aya count 109

وَإِذَا تُتْلَىٰ عَلَيْهِمْ ءَايَاتُنَا بَيِّنَٰتٍۢ ۙ قَالَ ٱلَّذِينَ لَا يَرْجُونَ لِقَآءَنَا ٱئْتِ بِقُرْءَانٍ غَيْرِ هَٰذَآ أَوْ بَدِّلْهُ ۚ قُلْ مَا يَكُونُ لِىٓ أَنْ أُبَدِّلَهُۥ مِن تِلْقَآئِ نَفْسِىٓ ۖ إِنْ أَتَّبِعُ إِلَّا مَا يُوحَىٰٓ إِلَىَّ ۖ إِنِّىٓ أَخَافُ إِنْ عَصَيْتُ رَبِّى عَذَابَ يَوْمٍ عَظِيمٍۢ ﴿١٥﴾
Ary rehefa novakiana tamin’izy ireo mazava tsara ireo teninay, dia niteny ireo izay tsy manantena ny fihaonana Aminay ka nanao hoe : \" Mitondrà Koroany hafa ankoatra ity Ianao na ovay io ”. Teneno hoe : \" Tsy anjarako mihitsy ny hanova azy io araka ny sitrapoko. Tsy manaraka afa-tsy izay nambara Tamiko Aho. Tena marina fa Izaho dia matahotra, raha tsy mankato ny Tompoko, dia ahazo ny famaizana amin’ny Andro lehibe ”.
Share