Surah Yunus ( Jonah ) - Aya 102

Surah Yunus ( Jonah ) - Malagasy - Aya 102 Aya count 109

فَهَلْ يَنتَظِرُونَ إِلَّا مِثْلَ أَيَّامِ ٱلَّذِينَ خَلَوْا۟ مِن قَبْلِهِمْ ۚ قُلْ فَٱنتَظِرُوٓا۟ إِنِّى مَعَكُم مِّنَ ٱلْمُنتَظِرِينَ ﴿١٠٢﴾
Moa ve tsy miandry izy ireo afa-tsy ny famaizana izay mitovy tamin’iireo vahoaka nandalo talohan’izy ireo ? Teneno hoe : \" Andrasonareo ary fa izaho dia anisan’ireo miandry miaraka Aminareo ”.
Share