Surah Az-Zalzalah ( The Earthquake )

Surah Az-Zalzalah ( The Earthquake ) - Malagasy Aya count 8

ka hiteny ny olombelona hoe : \"inona no nahazo ny tany ?\"
Amin'izany andro izany ihany, dia hanambara ny vaovaony izy.
Amin'izany andro izany ihany, dia hivoaka ny fasany ny olombelona ka hisarantsaraka mba hampisehoany azy ireo ny asa vitan'izy ireo tsirairay avy.
Ary toy izany koa izay nanao faharatsiana na dia bitika aza dia mbola hitany izany.
Share