Surah Al-'alaq ( The Clot )

Surah Al-'alaq ( The Clot ) - Malagasy Aya count 19

Izay nampianatra tamin'ny alalan'ny penina.
Tsia ! indrisy anefa fa mihoa-pefy tokoa ny olombelona.
Rehefa nahita ny tenany ho mahavita tena.
kanefa any amin'ny Tomponao tokoa no hiverenana.
Moa fantatrao va raha toa ka ao anatin'ny fahitsiana izy.
Na naniraka ho amin'ny fahatahorana an'I Allah.
Ka tokony hiantso ireo mpiandany aminy izy.
Fa ho antsoiko ihany koa ireo Anjely mpiambina ny Afobe.
Tsia ! Aza mankàto azy ireo ianao fa miankohofa ary manatona Tompo Allah.
Share