Surah As-Sharh ( The Opening Forth)

Surah As-Sharh ( The Opening Forth) - Malagasy Aya count 8

Ary efa nesorinay taminao ny enta-mavesatra,
Tena marina fa aorian'ny fahasarotana dia ny fahamorana.
Eny ! Aorian'ny fahasarotana dia ny fahamorana.
Ka rehefa malalaka ianao dia mitsangana.
Ary manàna faniriana ho any amin'ny Tomponao.
Share