Surah Ad-Dhuha ( The Forenoon )

Surah Ad-Dhuha ( The Forenoon ) - Malagasy Aya count 11

Mianiana Aho amin'ny misandratr'andro.
Ny fiainana any ankoatra dia tsara lavitra ho anao nohon'ny fiainana eto an-tany.
Hanome fahasoavana ho anao ny Tomponao ka dia ho afa-po tokoa ianao noho izany.
Moa va tsy hitany tao anatin'ny fahakambotiana ianao ka tsy noraisiny ?
Hitany tao anaty fahaverezana ianao ka dia notarihiny.
ary hitany tao anatin'ny fahantrana lalina ianao ka dia nomeny ny ampy.
Share