Surah Al-Balad ( The City )

Surah Al-Balad ( The City ) - Malagasy Aya count 20

Koa moa va izy ireo mihevitra fa tsy hisy hanohitra azy ireo na oviana na oviana ?
Ary hiteny hoe : \"nandanindany harena maro aho ! Nandany tsy amin'ny antony.\"
Moa va tsy nohariako ho azy ireo ny masony roa ?
Ary efa nampahafantariko azy ireo ny lalana roa.
kanefa tsy niady tamin'ny lalan'ny fahasarotana izy.
Moa va fantatrao izany lalan'ny fahasarotana izany ?
Dia ny famotsorana mpifatotra nandevozina,
Share