Surah At-Taubah ( The Repentance ) - Aya 86

Surah At-Taubah ( The Repentance ) - Malagasy - Aya 86 Aya count 129

وَإِذَآ أُنزِلَتْ سُورَةٌ أَنْ ءَامِنُوا۟ بِٱللَّهِ وَجَٰهِدُوا۟ مَعَ رَسُولِهِ ٱسْتَـْٔذَنَكَ أُو۟لُوا۟ ٱلطَّوْلِ مِنْهُمْ وَقَالُوا۟ ذَرْنَا نَكُن مَّعَ ٱلْقَٰعِدِينَ ﴿٨٦﴾
Ary rehefa nidina ny soraty (andian-tsoratra masina) nandidy ka nanao hoe : \" Minoa an’i Allah sy manaova Djihadi miaraka amin’ilay irany ”. Mangataka alalana Aminao ireo izay manan-katao amin’izy ireo (mba tsy handray anjara amin’izany), ary miteny izy ireo hoe : Avelao izahay hijanona miaraka amin’ireo mpijanona.
Share