Surah At-Taubah ( The Repentance ) - Aya 53

Surah At-Taubah ( The Repentance ) - Malagasy - Aya 53 Aya count 129

قُلْ أَنفِقُوا۟ طَوْعًا أَوْ كَرْهًۭا لَّن يُتَقَبَّلَ مِنكُمْ ۖ إِنَّكُمْ كُنتُمْ قَوْمًۭا فَٰسِقِينَ ﴿٥٣﴾
Teneno hoe : \" Mandania harena antsitra-po na ankahalalana Ianareo fa tsy ho raisina velively izay avy Aminareo, satria Ianareo vahoaka mpanao asa ratsy.”
Share