Surah At-Taubah ( The Repentance ) - Aya 49

Surah At-Taubah ( The Repentance ) - Malagasy - Aya 49 Aya count 129

وَمِنْهُم مَّن يَقُولُ ٱئْذَن لِّى وَلَا تَفْتِنِّىٓ ۚ أَلَا فِى ٱلْفِتْنَةِ سَقَطُوا۟ ۗ وَإِنَّ جَهَنَّمَ لَمُحِيطَةٌۢ بِٱلْكَٰفِرِينَ ﴿٤٩﴾
Ary nisy tamin’izy ireo izay niteny nanao hoe : \" mangataka alàlana hijanona Aho, ary aza avela ho azon’ny fakam-panahy Aho ” ka moa va tsy mbola ny fakam-panahy ihany no naharendrika azy ireo ? Eny, ny Afobe tokoa no manodidina ireo tsy mpino.
Share