Surah At-Taubah ( The Repentance ) - Aya 42

Surah At-Taubah ( The Repentance ) - Malagasy - Aya 42 Aya count 129

لَوْ كَانَ عَرَضًۭا قَرِيبًۭا وَسَفَرًۭا قَاصِدًۭا لَّٱتَّبَعُوكَ وَلَٰكِنۢ بَعُدَتْ عَلَيْهِمُ ٱلشُّقَّةُ ۚ وَسَيَحْلِفُونَ بِٱللَّهِ لَوِ ٱسْتَطَعْنَا لَخَرَجْنَا مَعَكُمْ يُهْلِكُونَ أَنفُسَهُمْ وَٱللَّهُ يَعْلَمُ إِنَّهُمْ لَكَٰذِبُونَ ﴿٤٢﴾
Raha toa ka tombontsoa mora azo na fandehanana akaiky dia nanaraka Anao izy ireo, nefa làlan-davitra sy sarotra tamin’izy ireo ilay toerana. Ary nianiana tamin’i Allah izy ireo nanao hoe : \" Raha afaka izahay dia niaraka taminareo ”. Nanary ny tenany ihany izy ireo. Ary i Allah dia mahafantatra fa tena mandainga izy ireo.
Share