Surah At-Taubah ( The Repentance ) - Aya 38

Surah At-Taubah ( The Repentance ) - Malagasy - Aya 38 Aya count 129

يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُوا۟ مَا لَكُمْ إِذَا قِيلَ لَكُمُ ٱنفِرُوا۟ فِى سَبِيلِ ٱللَّهِ ٱثَّاقَلْتُمْ إِلَى ٱلْأَرْضِ ۚ أَرَضِيتُم بِٱلْحَيَوٰةِ ٱلدُّنْيَا مِنَ ٱلْءَاخِرَةِ ۚ فَمَا مَتَٰعُ ٱلْحَيَوٰةِ ٱلدُّنْيَا فِى ٱلْءَاخِرَةِ إِلَّا قَلِيلٌ ﴿٣٨﴾
Oh Ianareo izay nino, nahoana Ianareo raha notenenina hoe : \" mivoaha haingana ianareo hiady amin’ny lalan’i Allah, mitambesatra amin’ny tany Ianareo. Ankafizinareo ve ny fiainana eto an-tany noho ny fiainana any an-koatra ? Tsy inona akory ny fiainana eto an-tany raha oharina amin’ny any an-koatra afa-tsy kely ihany.
Share