Surah At-Taubah ( The Repentance ) - Aya 129

Surah At-Taubah ( The Repentance ) - Malagasy - Aya 129 Aya count 129

فَإِن تَوَلَّوْا۟ فَقُلْ حَسْبِىَ ٱللَّهُ لَآ إِلَٰهَ إِلَّا هُوَ ۖ عَلَيْهِ تَوَكَّلْتُ ۖ وَهُوَ رَبُّ ٱلْعَرْشِ ٱلْعَظِيمِ ﴿١٢٩﴾
Ary raha mitodi-damosina izy ireo dia teneno hoe : \" Ampy Ahy i Allah ! Tsy misy Zanahary hafa afa-tsy Izy ihany. Aminy no ametrahako ny fitokisako ary Izy no Tompon’ilay seza fiandrianana lehibe.
Share