Surah Al-A'raf (The Heights ) - Aya 88

Surah Al-A'raf (The Heights ) - Malagasy - Aya 88 Aya count 206

۞ قَالَ ٱلْمَلَأُ ٱلَّذِينَ ٱسْتَكْبَرُوا۟ مِن قَوْمِهِۦ لَنُخْرِجَنَّكَ يَٰشُعَيْبُ وَٱلَّذِينَ ءَامَنُوا۟ مَعَكَ مِن قَرْيَتِنَآ أَوْ لَتَعُودُنَّ فِى مِلَّتِنَا ۚ قَالَ أَوَلَوْ كُنَّا كَٰرِهِينَ ﴿٨٨﴾
Niteny ireo loholona izay nanambony tena avy amin’ny vahoakany manao hoe : \"Tena havoakanay ato amin'ny tanànanay ianao ry Sho’aïb sy ireo izay nino miaraka taminao, na miverina amin'ny finoanay ianao\". Niteny izy hoe : \"Na dia efa mankahala izany aza ve izahay?”
Share