Surah Al-A'raf (The Heights ) - Aya 46

Surah Al-A'raf (The Heights ) - Malagasy - Aya 46 Aya count 206

وَبَيْنَهُمَا حِجَابٌۭ ۚ وَعَلَى ٱلْأَعْرَافِ رِجَالٌۭ يَعْرِفُونَ كُلًّۢا بِسِيمَىٰهُمْ ۚ وَنَادَوْا۟ أَصْحَٰبَ ٱلْجَنَّةِ أَن سَلَٰمٌ عَلَيْكُمْ ۚ لَمْ يَدْخُلُوهَا وَهُمْ يَطْمَعُونَ ﴿٤٦﴾
Ary hisy takona manelanelana azy roa tonta, ary eo ambonin’ny Al-A’rãf [86] dia hisy olona maro izay hahafantatra ny olon-drehetra amin’ny sori-pamantarana izay misy amin’izy ireo. Ary hiantso ny olon’ny Paradisa izy ireo manao hoe : “Fiadanana anie ho aminareo !” Ary izy ireo dia tsy tafiditra tao na dia naniry izany fatratra aza.
Share