Surah Al-A'raf (The Heights ) - Aya 44

Surah Al-A'raf (The Heights ) - Malagasy - Aya 44 Aya count 206

وَنَادَىٰٓ أَصْحَٰبُ ٱلْجَنَّةِ أَصْحَٰبَ ٱلنَّارِ أَن قَدْ وَجَدْنَا مَا وَعَدَنَا رَبُّنَا حَقًّۭا فَهَلْ وَجَدتُّم مَّا وَعَدَ رَبُّكُمْ حَقًّۭا ۖ قَالُوا۟ نَعَمْ ۚ فَأَذَّنَ مُؤَذِّنٌۢ بَيْنَهُمْ أَن لَّعْنَةُ ٱللَّهِ عَلَى ٱلظَّٰلِمِينَ ﴿٤٤﴾
Ary ireo olon’ny Paradisa dia hiantso ireo olon’ny Afobe manao hoe : “Tena hitanay marina izay nampanantenain’ny Tomponay anay. Ka moa ve tena hitanareo marina izay nampanantenain’ny Tomponareo ?” Hiteny izy ireo manao hoe : “Eny”. Ary hisy mpiantso hiantso mafy eo afovoan’izy ireo manao hoe : “Ny ozon’I Allah anie ho amin’ireo mpanao ny tsy rariny”.
Share