Surah Al-A'raf (The Heights ) - Aya 43

Surah Al-A'raf (The Heights ) - Malagasy - Aya 43 Aya count 206

وَنَزَعْنَا مَا فِى صُدُورِهِم مِّنْ غِلٍّۢ تَجْرِى مِن تَحْتِهِمُ ٱلْأَنْهَٰرُ ۖ وَقَالُوا۟ ٱلْحَمْدُ لِلَّهِ ٱلَّذِى هَدَىٰنَا لِهَٰذَا وَمَا كُنَّا لِنَهْتَدِىَ لَوْلَآ أَنْ هَدَىٰنَا ٱللَّهُ ۖ لَقَدْ جَآءَتْ رُسُلُ رَبِّنَا بِٱلْحَقِّ ۖ وَنُودُوٓا۟ أَن تِلْكُمُ ٱلْجَنَّةُ أُورِثْتُمُوهَا بِمَا كُنتُمْ تَعْمَلُونَ ﴿٤٣﴾
Ary hesorinay ny lolom-po rehetra izay misy ao am-pon’izy ireo, ary mikoriana eo ambanin’izy ireo ireo renirano, ka hiteny izy ireo manao hoe : “Dera ho an’I Allah izay nitari-dàlana anay tamin’ity (toerana ity). Ary tsy mba nahatari-dàlana ny tenanay izahay, raha tsy I Allah no nitari-dàlana anay. Tena tonga tokoa ireo iraky ny Tomponay miaraka amin’ny fahamarinana”. Ary hambara amin’izy ireo hoe : “Ity Paradisa ity dia nampandovana anareo nohon'ny asa izay nataonareo”.
Share