Surah Al-A'raf (The Heights ) - Aya 42
Surah Al-A'raf (The Heights ) - Malagasy - Aya 42 Aya count 206
وَٱلَّذِينَ ءَامَنُوا۟ وَعَمِلُوا۟ ٱلصَّٰلِحَٰتِ لَا نُكَلِّفُ نَفْسًا إِلَّا وُسْعَهَآ أُو۟لَٰٓئِكَ أَصْحَٰبُ ٱلْجَنَّةِ ۖ هُمْ فِيهَا خَٰلِدُونَ ﴿٤٢﴾
Ary ireo izay nino sy nanao asa soa, tsy mampizaka ny olona zavatra izahay afa-tsy izay zakany, izy ireny no olon’ny Paradisa, hitoetra ao mandrakizay izy ireo.