Surah Al-A'raf (The Heights ) - Aya 19

Surah Al-A'raf (The Heights ) - Malagasy - Aya 19 Aya count 206

وَيَٰٓـَٔادَمُ ٱسْكُنْ أَنتَ وَزَوْجُكَ ٱلْجَنَّةَ فَكُلَا مِنْ حَيْثُ شِئْتُمَا وَلَا تَقْرَبَا هَٰذِهِ ٱلشَّجَرَةَ فَتَكُونَا مِنَ ٱلظَّٰلِمِينَ ﴿١٩﴾
Ary niteny Izahay nanao hoe : \"Ry Adama ! Mitoera ao amin'ny Paradisa ianao sy ny vadinao ary mihinàna am-piadanana amin'izay ao, araka ny sitraponareo, fa aza manakaiky kosa ity hazo ity fa ho lasa anisan'ireo mpanao ny tsy rariny ianareo raha manao izany.
Share