Surah Al-A'raf (The Heights ) - Aya 179
Surah Al-A'raf (The Heights ) - Malagasy - Aya 179 Aya count 206
وَلَقَدْ ذَرَأْنَا لِجَهَنَّمَ كَثِيرًۭا مِّنَ ٱلْجِنِّ وَٱلْإِنسِ ۖ لَهُمْ قُلُوبٌۭ لَّا يَفْقَهُونَ بِهَا وَلَهُمْ أَعْيُنٌۭ لَّا يُبْصِرُونَ بِهَا وَلَهُمْ ءَاذَانٌۭ لَّا يَسْمَعُونَ بِهَآ ۚ أُو۟لَٰٓئِكَ كَٱلْأَنْعَٰمِ بَلْ هُمْ أَضَلُّ ۚ أُو۟لَٰٓئِكَ هُمُ ٱلْغَٰفِلُونَ ﴿١٧٩﴾
Efa natokanay ho any amin'ny Afobe betsaka amin'ireo jiny sy ny olombelona, satria manana fo izy ireo saingy tsy mahalala, manana maso nefa tsy mahita, ary manana sofina nefa tsy maheno. Izy ireo dia toy ireo biby, ary very mihoatra azy ireo aza. Izy ireny no tsy miraharaha.