Surah Al-A'raf (The Heights ) - Aya 163
Surah Al-A'raf (The Heights ) - Malagasy - Aya 163 Aya count 206
وَسْـَٔلْهُمْ عَنِ ٱلْقَرْيَةِ ٱلَّتِى كَانَتْ حَاضِرَةَ ٱلْبَحْرِ إِذْ يَعْدُونَ فِى ٱلسَّبْتِ إِذْ تَأْتِيهِمْ حِيتَانُهُمْ يَوْمَ سَبْتِهِمْ شُرَّعًۭا وَيَوْمَ لَا يَسْبِتُونَ ۙ لَا تَأْتِيهِمْ ۚ كَذَٰلِكَ نَبْلُوهُم بِمَا كَانُوا۟ يَفْسُقُونَ ﴿١٦٣﴾
Ary anontanio azy ireo momba ilay tanàna kely iray amoron-dranomasina, rehefa nandika lalàn’ny andro Sabata izy ireo ! Ka tonga nitsingevaheva tamin’izy ireo ny trondro maro be tamin’ny andro Sabatany, fa amin’ny andro tsy anaovan’izy ireo Sabata kosa dia tsy tonga tamin’izy ireo izany . Tahaka izany no nitsapanay azy ireo noho izy ireo nanao ny asa ratsy.