Surah Al-A'raf (The Heights ) - Aya 162

Surah Al-A'raf (The Heights ) - Malagasy - Aya 162 Aya count 206

فَبَدَّلَ ٱلَّذِينَ ظَلَمُوا۟ مِنْهُمْ قَوْلًا غَيْرَ ٱلَّذِى قِيلَ لَهُمْ فَأَرْسَلْنَا عَلَيْهِمْ رِجْزًۭا مِّنَ ٱلسَّمَآءِ بِمَا كَانُوا۟ يَظْلِمُونَ ﴿١٦٢﴾
Saingy ireo mpanao ny tsy rariny tamin’izy ireo no nanova ny teny izay voalaza, fa tsy nolazaina taminy. Noho izany dia nandefasanay loza avy any an-danitra izy ireo, nohon'ny tsy rariny nataony.
Share