Surah Al-A'raf (The Heights ) - Aya 156

Surah Al-A'raf (The Heights ) - Malagasy - Aya 156 Aya count 206

۞ وَٱكْتُبْ لَنَا فِى هَٰذِهِ ٱلدُّنْيَا حَسَنَةًۭ وَفِى ٱلْءَاخِرَةِ إِنَّا هُدْنَآ إِلَيْكَ ۚ قَالَ عَذَابِىٓ أُصِيبُ بِهِۦ مَنْ أَشَآءُ ۖ وَرَحْمَتِى وَسِعَتْ كُلَّ شَىْءٍۢ ۚ فَسَأَكْتُبُهَا لِلَّذِينَ يَتَّقُونَ وَيُؤْتُونَ ٱلزَّكَوٰةَ وَٱلَّذِينَ هُم بِـَٔايَٰتِنَا يُؤْمِنُونَ ﴿١٥٦﴾
Ary soraty ho anay ny tsara, eto an-tany sy any an-koatra, indro izahay dia hiverina Aminao am-panetrehan-tena”. Niteny Izy nanao hoe : “Ny famaizako dia ataoko mahazo izay sitrako, ary ny famindram-poko dia mahenika ny zava-drehetra, ho soratako izany ho an’ireo izay manam-patahorana sy mamoaka ny Zakat, ary ireo izay mino ny fanambaranay\".
Share