Surah Al-A'raf (The Heights ) - Aya 138
Surah Al-A'raf (The Heights ) - Malagasy - Aya 138 Aya count 206
وَجَٰوَزْنَا بِبَنِىٓ إِسْرَٰٓءِيلَ ٱلْبَحْرَ فَأَتَوْا۟ عَلَىٰ قَوْمٍۢ يَعْكُفُونَ عَلَىٰٓ أَصْنَامٍۢ لَّهُمْ ۚ قَالُوا۟ يَٰمُوسَى ٱجْعَل لَّنَآ إِلَٰهًۭا كَمَا لَهُمْ ءَالِهَةٌۭ ۚ قَالَ إِنَّكُمْ قَوْمٌۭ تَجْهَلُونَ ﴿١٣٨﴾
Ary nampitanay ny ranomasina ireo zanak’Israely, dia nandalo teo amin’ny vahoaka nanompo ny sampiny, dia niteny izy ireo hoe : “O ry Mosesy ! Omeo tompo tahaka ireto vahoaka manana tompo ireto izahay\". Namaly izy hoe : “Tena marina fa vahoaka tsy mahalala ianareo\".