Surah Al-A'raf (The Heights ) - Aya 137

Surah Al-A'raf (The Heights ) - Malagasy - Aya 137 Aya count 206

وَأَوْرَثْنَا ٱلْقَوْمَ ٱلَّذِينَ كَانُوا۟ يُسْتَضْعَفُونَ مَشَٰرِقَ ٱلْأَرْضِ وَمَغَٰرِبَهَا ٱلَّتِى بَٰرَكْنَا فِيهَا ۖ وَتَمَّتْ كَلِمَتُ رَبِّكَ ٱلْحُسْنَىٰ عَلَىٰ بَنِىٓ إِسْرَٰٓءِيلَ بِمَا صَبَرُوا۟ ۖ وَدَمَّرْنَا مَا كَانَ يَصْنَعُ فِرْعَوْنُ وَقَوْمُهُۥ وَمَا كَانُوا۟ يَعْرِشُونَ ﴿١٣٧﴾
Ary nampandovanay ireo vahoaka, izay niharan’ny tsindry hazo lena, ny atsinanan’ny tany sy ny andrefany, izay efa nosoavinay ny aminy. Ary tanteraka tamin’ireo zanak’Israely ny teny mahafinaritra indrindra avy amin’ny Tomponao noho izy ireo maharitra. Ary nopotehinay izay rehetra nataon’i Faraona sy ny vahoakany sy izay natsangan’izy ireo.
Share