Surah Al-Haaqqah ( The Inevitable )

Surah Al-Haaqqah ( The Inevitable ) - Malagasy Aya count 52

Ilay tsy azo ialana (isehoan'ny marina).
Ka inona no tsy azo ialana (isehoan'ny marina)?
Ary iza no hilaza aminao ny amin'ny hoe tsy azo ialana (isehoan'ny marina)?
Ary tonga i Faraona sy ny teo alohany ary ireo tanàna noravana dia samy nanao fahotana avokoa.
Tsy nankato ny Iraky ny Tompony izy ireo, ka nosaziany tamin'ny fomba tsy ahafahany manohitra.
Dia ho ao anatin'ny fiainam-pahasambarana feno fankasitrahana izy !
Izay misy voankazo azo takarina amin'ny tanana.
Fa izay hanolorana ny bokiny amin'ny tanany an-kavia kosa, dia hiteny hoe : \"Indrisy mantsy ! Naleoko tsy natolotra ahy ny bokiko\".
Indrisy, naleoko ihany nifarana tanteraka tamin'ny fahafatesako voalohany.
Raisinareo izy ! Ka asio gadra vy.
Avy eo dia doroy any amin’ny afo mamaivay.
Sy amin’izay tsy hitanareo ihany koa.
Fa tenin’i Iraka iray mendri-kaja izany (Kor’any).
Fanambarana avy amin’ny Tompon’izao tontolo izao izany.
Dia noraisinay tamin’ny tanana an-kavanana izy.
Avy eo dia notapahanay ny lalan-drà lehibe taminy (mifandray amin’ny fo).
Hamafisina, fa fampahatsiarovana ho an’ireo vontom-pinoana izany.
Omeo voninahitra àry ny anaran’ny Tomponao, ilay Lehibe indrindra !
Share