Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Aya 98

Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Malagasy - Aya 98 Aya count 165

وَهُوَ ٱلَّذِىٓ أَنشَأَكُم مِّن نَّفْسٍۢ وَٰحِدَةٍۢ فَمُسْتَقَرٌّۭ وَمُسْتَوْدَعٌۭ ۗ قَدْ فَصَّلْنَا ٱلْءَايَٰتِ لِقَوْمٍۢ يَفْقَهُونَ ﴿٩٨﴾
Ary Izy no Nahary anareo avy amin’ny vatana iray (Adam). Ary nametraka toerana maharitra ho anareo Izy (eto an-tany na ao am-bohoka) ary koa toerana (fitehirizana). Efa nasehonay amin’ny an-tsipiriany ireo famantarana ho an’ireo vahoaka mahatakatra.
Share