Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Aya 52

Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Malagasy - Aya 52 Aya count 165

وَلَا تَطْرُدِ ٱلَّذِينَ يَدْعُونَ رَبَّهُم بِٱلْغَدَوٰةِ وَٱلْعَشِىِّ يُرِيدُونَ وَجْهَهُۥ ۖ مَا عَلَيْكَ مِنْ حِسَابِهِم مِّن شَىْءٍۢ وَمَا مِنْ حِسَابِكَ عَلَيْهِم مِّن شَىْءٍۢ فَتَطْرُدَهُمْ فَتَكُونَ مِنَ ٱلظَّٰلِمِينَ ﴿٥٢﴾
Aza mandroaka ireo izay mitalaho amin’ny Tompony maraina sy hariva, mitady ny tavany izy ireo. Tsy adidinao ny mitsara azy ireo ary tsy adidin’izy ireo koa ny mitsara anao. Koa raha mandroaka azy ireo ianao dia ho anisan’ireo mpanao ny tsy rariny.
Share