Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Aya 50

Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Malagasy - Aya 50 Aya count 165

قُل لَّآ أَقُولُ لَكُمْ عِندِى خَزَآئِنُ ٱللَّهِ وَلَآ أَعْلَمُ ٱلْغَيْبَ وَلَآ أَقُولُ لَكُمْ إِنِّى مَلَكٌ ۖ إِنْ أَتَّبِعُ إِلَّا مَا يُوحَىٰٓ إِلَىَّ ۚ قُلْ هَلْ يَسْتَوِى ٱلْأَعْمَىٰ وَٱلْبَصِيرُ ۚ أَفَلَا تَتَفَكَّرُونَ ﴿٥٠﴾
Teneno hoe : “Izaho dia tsy miteny aminareo fa am-pelatanako ny harena sarobidin’I Allah, na koa mahalala ny zava-miafina aho ary tsy miteny aminareo koa fa Anjely aho, tsy manaraka afa-tsy ny fanambarana izay nalefa amiko aho”. Teneno hoe : “moa ve mitovy ny Jamba sy ny mahiratra ?. Tsy mba mandinika ve ianareo ?”.
Share